Dikan'ny teny : jiro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny enti-milaza rehefa mety ho fanazavana amin' ny aiina: Ampireheto ny jiro fa efa maizina ato an-trano. ? Jabora misy lahiny ka arehitra hanazava. - F.-p.: Lahin-jiro: vorodamba vonto-menaka ka arehitra ho jiro. j Fanaouan-jiro: zavatra itoeran'ny jiro. j Tauinjiro: tavy kely misy ny menaka itsobohan'ny lahin-jiro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel