Dikan'ny teny : jirofo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Jorofo (fr. girofle) a.: Karazan-kazo salasalany ny habeny nefa mety hahatratra 10 m. ny halavany, ambolena noho ny bokom-boniny (ny voniny mbola tsy mivelatra otazana ka hamainina), izay ampiasaina hanaovana fanafody na fano-I mezan-tsiro ny laoka koa inldraindray, , atao hoe karafoy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel