Dikan'ny teny : jofo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fisavoanana, fitambolimbolenan'ny rivotra na ny setroka miakatra, fisosososoana, fahasahiana misosososo amin'ny zavatra misy 10 t. Jofoana, jofoina, ajofo, voajofo, tafajofo / manjofo, fanjofo, mpanjofo I anjofoana, fanjofoana I mifanjofo I mijofo, fijofo, mpijofo j ijofoana, fijofoana / mahajofo I jofojof o. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel