Dikan'ny teny : jofoana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Jofoina (jofo) mt. pdr, (jofoy): Irarahan'ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin'ny tany aho. ? Ianjerana, iantontana. ~ Hanina: Nojofoin'ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel