Dikan'ny teny : johary

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Teny tranainy entimilaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin'ny kabary: Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel