Dikan'ny teny : joko

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Miondrikondri-doha, mivokobokoka toa menamenatra na matahotra: Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary. ~ Midina na mitsontsorika, tsy mitraka fa mitanondrika na mifeloka (tan drok'omby): Joko ny tandrok'it? omby ity ka tsy tiako, aleoko itsy solanga itsy. i tif: Jokoina, ajoko, voajoko / manjoko, fanjoko, mpanjoko / anjokoana, fanjokoana / mijoko, fijoko, mpijoko I ijokoana, fijokoana / mahajoko I jokojoko. - F.-p.: Joko tsoriaka maha sambo-kary: enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy. * Ohab.: Aleo joko mihasolanga toy izay solanga mihajoko: tsaratsara kokoa raha avy amin'ny toerana ambany no misondrotra noho ny raha avy amin'ny toerana ambony no mietry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel