Dikan'ny teny : joloka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fampidirana ny 10-ha na ny tanana ao anaty toerana iray avy amin'ny lavaka na loaka iray. 6 tif: Jolohana, ajoloka, voajoloka, tafajoloka I manjoloka, fanjoloka, mpanjoloka 1 anjolohana, fanjolohana I mijoloka, fijoloka, mpijoloka I ijolohana, fijolohana I mahajoloka I jolojoloka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel