Dikan'ny teny : joretra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mitakoko malahelo tsy miteny. i tif: Mijoretra, manjoretra, fanjoretra, mpanjoretra 1 mahajoretra. ~ M.h.: Manjoretra, manjonitra, manjokaiky, mijoretra, mijonetra, manjonetra, mitokiky, jiny, toretra, jorery. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel