Dikan'ny teny : k

Hampiditra dikany vaovao
1 Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin' ny abidy malagasy. Ny h no miova ho k amin'ny fanakambanan-teny: mihinana hena = mihinan-kena. Amin' ny famoronana mt. p. misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel