Dikan'ny teny : kabarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kabary) mt.ih. (kabario): Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila. ? Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel