Dikan'ny teny : kafe

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, café) a.: Hazo salasalany, 3 m ny haavony raha ambolena ary mahatratra hatramin'ny 10 m raha maniry amin'izao; ny voany no anaovana fisotro. — Fisotro avy amin'ny rano ampangotrahina miaraka amin'ny voan-kafe voaendy sy voatoto, manan-kery isan-karazany fa mampihendratrendratra ny hozatra ary manaitaitra ny vavony sy ny afero hamoaka rano manampy amin' ny fandevonana ary manamora ny fihetsiky ny tsinay sy ny fandehan'ny fivalanandrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel