Dikan'ny teny : kahana

Hampiditra dikany vaovao
1 Kahakahana a: Fiantsoana ny omby hanatona; fanaovana teny an'avona raha manda. - t.i.f.: Kahankahanina, akahankahana, voakahankahana, tafakahankahana / mikahankahana, fikahankahana, mpikahankahana / ikahankahanana, fikahankahanana / mahakahankahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel