Dikan'ny teny : kahiamba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin'ny felatanana roa; izany no atao hoe Kahiamba; malefadefaa ny ngadona azo avy aminy, nefa manana anjara lehibe eo amin'ny fiarahan-javamaneno izy noho izy mana-no toamikorintsana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel