Dikan'ny teny : kainkona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifintinana, fiforetana, fivonkonana. i tif: Akainkona, voakainkona, tafakainkona / manakainkona, fanakainkona, mpanakainkona / anakainkonana, fanakainkonana / mikainkona, fikainkona / ikainkonana, fikainkonana / mahakainkona / kainkonkainkona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel