Dikan'ny teny : kajy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tandrina, kolokolo, kaly. 1 ti.f.: Kajina, voakaiy, kinajy / mikajY, fikajy, mpikajy / ikajiana, fikajiana / mahakajy 1 kajikajy. Ahitsio
2 a: Anarana nomena vao haingana ny marika sy ny asa-marika fa tsy mahalaza kosa ny matematika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel