Dikan'ny teny : kaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavatra atao anelanelan'ny rafitra hampihizina azy, na tohan-javatra asisika eo ambaniny mba hahamarin-toerana azy: Asio kakany ity latabatra ity fa mitoletsy. ¶ M.h.: Tsikalana. 1 Sombin-kanina kely tafasitrika anelanelan'ny nify. - t.i.f.: Kakàna, akaka, voakaka, kinaka 1 manakaka, fanakaka, mpanakaka 1 anakakana, fanakakana / mikaka, fikaka, mpikaka ! ikakana, fikakana I mahakaka I kakakaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel