Dikan'ny teny : kakabemaso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo ainsi' ny elany roa. 1 h.i.: Anara - biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel