Dikan'ny teny : kakao

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, cacao) a,: Karazankazo mety hahatratra 3-4m ny haavony, izay ahazoana voany antsoina koa hoe kakao. Ireo voa ireo, izay ao anatina voa lehibe, dia totoina ka rehefa afaka ny menaka aminy dia ahazoana vovoka mania mena anaovana ilay zavapisotro fantatra amin'ny anarana hoe kakao. Raha endasina kosa indray ireo voany madinidinika ire o, nefa tsy alana ny menaka ao aminy, ka totoina, dia ahazoana fetafeta mania mena volomparasy izay mihamafy ka anaovana ny sokolĂ , Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel