Dikan'ny teny : kalanga

Hampiditra dikany vaovao
1 na Langa (Btl) p.t: Enti-milaza tandrok'omby mirona any aoriana. ΒΆ M.h: Tsangantandroka, solanga (Mer.). * Ohab.: Solanga, mahazo; joko, mahavoa: enti-milaza zavatra na toe-javatra roa samy ahombiazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel