Dikan'ny teny : kalanoro

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo. Ahitsio
2 (Btl) a: Karazambomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomeae batates). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel