Dikan'ny teny : kalaza

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Antsy lehibe, karazana famaky, izay entin'ny olona amin'ny ady. 1 h.o.: 1) Teny entina hilazana olona mahery miady hevitra na olona mafy hatoka. 2) Entina hilazana mpiady malaza noho ny herimpony na ny fahaizany amam-pahakingany: Kalazalahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel