Dikan'ny teny : kaleva

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan-kazo madinidinika izay fanaovana tahona famaky na antsy na lefona ny hazony (Croton Lp). Ahitsio
2 a: Fomba fihinanan' ny vatom-panorona ka midona vao misarika ary mijanona ao am-poina. - t.i.f• : Kalevaina, mikaleva. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel