Dikan'ny teny : kalisy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. calice) a: Kapoaka ampiasain'ny Pretra hasiana divay amin'ny sorona masin' ny lamesa (katolika). Kapoaka misy ny divay sotroina amin'ny fanasan'ny Tompo (protestanta). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel