Dikan'ny teny : kambana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zaza roa, na mihoatra, indray aterak'olona anankiray: Nanao kam bantelo Rasoa ~ p. t.: Indray naterak'olona iray: Kambana izy roa ireny. - t.i.f.: Akambana, voakambana, tafakambana I manakambana, fanakambana, mpanakambana / anakambanana, fanakambanana / mikambana, fikambana, mpikambana / ikambanana, fikambanana 1 mahakambana /kambakambana. * Ohab.: Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy fantatra izay hanao kambana: aoka tsy hanao tsinontsinona ny kely sy ny madinika famety ho izy ireny aza no hahitantsoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel