Dikan'ny teny : kambontenda

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Nofo kely roa an-kila sy an-danin'ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an'ny anldzy, aretin-tenda, sns.; amin'izay dia ny fanalana azy pmin'ny fandidiana no tsara hatao. —( Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel