Dikan'ny teny : kambontsinay

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kambo lava-lava mivohitra eo amin'ny tendron'ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran'ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin'izay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel