Dikan'ny teny : kamenona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fimonomononana mandrakariva; fitarainana tsy misy fitsaharana. - t.i.f.: Kamenonina, voakamenona J mikamenona, fikamenona, mpikamenona / ikamenonana, fikamenonana / mahakamenona / kamenomenona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel