Dikan'ny teny : kanikany

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hehy somary malemilemy entina hanesoana na noho ny hamaivanantsaina. - t.i.f.: Kanikanina, akanikany, tafakanikany / mikanikany, fikanikanY, mpikanikany / ikanikaniana, fikanikaniana / mahakanikany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel