Dikan'ny teny : kankafotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazam-borona ohatra ny voromailala ny habeny, vasobaso-bolo, mitovy amin'ny toloho ny bikan' ny tenany fa ny toloho menamena, malaza amin'ny fanenony tsy miova ary tsy diso fotoana (amin'ny fiandohan'ny lohataona sy fahavaratra) ka nahatonga ilay fitenenana hoe: "Volan-kankafotra ka ny omaly tsy miova ihany". (Anaran-kafa iantsoana azy koa: Taontaonkafa). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel