Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : kanosa
Hampiditra dikany vaovao
1
p, t.: Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany. ¶ M. h.: Kabaosy, kaosy, konetaka, koreha, mangorera, maivana ady, taitran'aloka, saro-tahotra, kambavy, mataho-kotroka, mivoan-tailahy, resy, mahery an-joro, akoholahy fantàka.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel