Dikan'ny teny : kantsana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona. 1 Li. f.: Kantsanana, akantsana, voakantsana, kinantsana / manakantsana, fanakantsana, mpanakantsana` / anakantsanana, fanakantsanana / mikantsana, fikantsana, mpikantsana ( ikantsanana, fikantsanana ) mahakantsana, kantsankantsana. Ahitsio
2 p. t.: Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena marna. Ahitsio
3 a.: Tapaka tsipka izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel