Dikan'ny teny : kaoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Sombin-kanina miraikitra amin'ny vody vilany. • h.i.: Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny. - t.i.f.: Kaohina, akaoka, voakaoka, kinaoka / mikaoka, fikaoka, mpikaoka / ikaohana, fikaohana / mahakaoka j kaokaoka, Ahitsio
2 (fr. coque) a.: Mikraoby miditra amin'ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin'ny fahitana azy amin'ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia. Ahitsio
3 (Tan) a.: Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany. Ahitsio
4 p. t.: Lempona aty, lesoka aty. 1 Keoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel