1 (fr. commissaire) a: Manamboninahitra ambony indrindra amin'ny Polisy izay tompon'andraikitra amin'ny fampanjakan a ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin'ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera.
Ahitsio