Dikan'ny teny : kaonty

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. compte) a: Toetra na isan'ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin'ny volanao. • Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an'efitra ao i rainao. / Tsy miady izany kaonty izany. - t.i.f.: Kaontina, voakaonty 1 mikaonty, fikaonty, mpikaonty / ikaontiana, fikaontiana. * f-p.: Kaonty baoritra: faminavinana anjoanjo fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel