Dikan'ny teny : kaoperativa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. coopérative) a.: Fikambanan'olona mpamokatra na mpihinana izay manambatra ny asany na ny volany mba hananganana zava-mamokatra iray, ka miara-manana na miombona koa amin'ny vokatra azo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel