Dikan'ny teny : kapisily

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. capsule) a.: Zavatra kely mandrehitra ny vanja amin'ny sofim-basy raha donina,ka mampipoaka ny bala. Ahitsio
2 (fr. capsule) a,: Teny ilazana koa ilay vy kely boribory atao saron'ny tavoahangy sasantsasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel