Dikan'ny teny : kapitatisma

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. capitalisme) a: Fomba fitantanan-karena miompana amin'ny fikendrena ny tombontsoan'ny tompom-bola miasa amin'ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan'ny hareny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel