Dikan'ny teny : kapiteny

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. capitaine) a.: Manamboninahitra amin'ny foloalindahy an-tanety sy a-na habakabaka, ambonin'ny Lietnà ary ambanin'ny Komandà; mitovy fahamboniana amin'ny Lieutenant de vaisseau amin'ny tanisa andranomasina (jar. Grady). * Ohab.: Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an'ny sahazany: ny olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan'ny olona eo ambany fifehezany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel