Dikan'ny teny : kapoly

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ats, Atd, Tsm) a.: Hazo madinidinika mahatratra 2 metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny mandronono fotsy mety mivaingana ary azo nifisana ho toy ny tady kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel