Dikan'ny teny : karakaraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (karakara) mt. ih. (karakarao): Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako. • Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy. 1 Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika. ? Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel