Dikan'ny teny : karana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. - F.-p.: Karan-dahy: fatsoralahy. ( Karam-bavy: fatsoravavy. Ahitsio
2 a: (fihasimban'ny hoe harana). - F.-p.: Karan-doha: taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy. .KarĂ na (fr. hindou) a,: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Indes (Azia atsimo): Anisan'ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, ne fa misy manana tapitr'ohatra koa ? p.t.: Momba an'i India, an'i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karma raha misakafo. Ahitsio
3 na Rikarikan-taolana a.: Ny fitambaran'ny taolana amin'ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan'ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel