Dikan'ny teny : karaoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavajavatra madinika ao an-tokantrano. - F.-p.: Lany karaoka: mahantra fadiranovana. Ahitsio
2 a: Feo ateraky ny vato mifampikasoka, na ny zavatra mafy toy ny vatokely sendra voatsakon'ny nify. - t.i.f: Mikaraoka, fikaraoka, mpikaraoka I karaodraoka. Hodin-javatra voajanahary ka afaka vakiana dia esorina na kapohina dia voasana. Ohatra karaokan'atody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel