Dikan'ny teny : kararana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fivoahan'ny rano miboika mifantsitsitra. 1 t.if.: Kararanana, akararana, voakararana / manakararana, fanakararana, mpanakararana / anakararana, fanakararana / mikararana, fikararana, mpikararana 1 mahakararana. * Ohab.: Zatra ny an-tohojinga ka tsy uelon'ny an-kararana: enti-milaza ny olona zatra ny fiainana miadana manaram-po ka tsy mahazaka ny mivelona mihafy na moramora. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel