Dikan'ny teny : karatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Jer. Tsipetrika. Ahitsio
2 a: Feon-javatra mitovy amin'ny an'ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra, na feon-javatra toa mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka. - t.i.f.: Mikaratsaka, fikaratsaka, mpikaratsaka / ikaratsahana, fikaratsahana / karatsadratsaka / mikaratadrataka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel