Dikan'ny teny : karepoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javamaniry sahala amin'ny ahitra maniry eny rehetra eny, ka ny vodiny hanin'ny ankizy. Ahitsio
2 a.: Feon-javatra kepohin'ny nify ao anaty vava. i tif: Akarepoka, karepohina, voakarepoka 1 mikarepoka, fikarepoka, mpikarepoka / ikarepohana, fikarepohana / mahakarepoka / karepodrepoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel