Dikan'ny teny : karetsahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (karetsaka) mt ih. (karetsaho): Itsoriahana, asiana faingana, asiana tampoka vetivety: Nokaretsahin'ny fahavalo ny tanna. / Nokaretsahiny totohondry ny lohan-janako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel