Dikan'ny teny : karetsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hetsika) a: Fahasahiranana amin-draharaha: Tsy misy karetsika izany. i t i f.: Mikaretsika. - F.-p.: Afa-karetsika: afaka ahiahy momba ny raharaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel