Dikan'ny teny : kary

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Saka dia. ? h.o.: Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin'ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra - F.-p.: Karin-jauatra: zavatra tsy mahomby. / Karin'olona: olona tsy manjary. * Ohab.: Miharihary ohatra ny kary am-pamoloana: entimilaza zavatra na olona miseho mibaribary tsara tsy misy miafina. / Kary mindrana akanjo: tsy mamerina izay nindraminy: enti-milaza amin'eso ny olona mindranjavatra nefa tsy mahalala ma-marina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel