Dikan'ny teny : kase

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. cachet) a.: Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin'ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase). • Ny sary sy soratra voafindra amin'ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika iay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin'ny teny hoe tomboka na fitomboka). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel