Dikan'ny teny : kasoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fisafoana mandalo dia izay, kasika. - t.i.f: Kasohina, akasoka, voakasoka, kinasoka / manakasoka, fanakasoka, mpanakasoka / anakasohana, fanakasohana / mikasoka, fikasoka, mpikasoka / ikasohana, fikasohana / mahakasoka / kasokasoka / mikasokasoka, fikasokasoka. - F.-p.: Samy afa-kasoka izao isika: teny enti-milaza fa tsy misy zavatra mifandrohirohy intsony amin'ireo olona mifampiresaka I Tsy manan-kasoka amin'izany a-ho: tsy misy mikasika ahy ny raharaha, sady tsy ahy rahateo. Ahitsio
2 a: Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao ho vonto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel